Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Jona 1:6 Malagasy Bible (MG1865)

Dia nankao aminy ny kapitenin-tsambo ka nanao taminy hoe: Endrey ity ianao renoky ny torimaso foana eto! Mitsangàna, ka antsoy ny Andriamanitrao, fa angamba hihevitra antsika Andriamanitra, ka dia tsy ho faty isika.

Vakio ny toko manontolo Jona 1

Jereo Jona 1:6 amin'ny teny manodidina.