Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Jona 1:14 Malagasy Bible (MG1865)

Dia nitaraina tamin'i Jehovah izy ka nanao hoe: Mifona aminao izahay, Jehovah ô, aoka tsy ho faty izahay noho ny amin'ny ain'ity lehilahy ity ary aza atao ho mpandatsaka rà marina izahay; fa Hianao, Jehovah ô, efa nanao izay sitraky ny fonao.

Vakio ny toko manontolo Jona 1

Jereo Jona 1:14 amin'ny teny manodidina.