Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Joela 1:5 Malagasy Bible (MG1865)

Mifohaza, ianareo mpimamo, ka mitomania, eny, midradradradrà, ianareo mpisotro divay rehetra, noho ny ranom-boaloboka, satria tapaka tsy ho amin'ny vavanareo izany.

Vakio ny toko manontolo Joela 1

Jereo Joela 1:5 amin'ny teny manodidina.