Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Joba 36:7 Malagasy Bible (MG1865)

Tsy mampiala ny masony amin'ny marina Izy; Eo amin'ny mpanjaka ambonin'ny seza fiandrianany no ampitoerany azy ho mandrakizay, ka dia tafasandratra.

Vakio ny toko manontolo Joba 36

Jereo Joba 36:7 amin'ny teny manodidina.