Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Joba 22:24 Malagasy Bible (MG1865)

Ario eny amin'ny vovoka ny akoram-bolamena sy ny akoram-bolafotsy, eny, ario eny amin'ny vato eny an-dohasahan-driaka ny volamena avy any Ofira;

Vakio ny toko manontolo Joba 22

Jereo Joba 22:24 amin'ny teny manodidina.