Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Joba 2:12 Malagasy Bible (MG1865)

Ary nanopy ny masony teny lavidavitra eny izy telo lahy ka tsy nahafantatra azy, dia nanandratra ny feony izy ka nitomany; ary samy nandriatra ny lambany avy koa izy rehetra, dia nanopy vovoka ho amin'ny lanitra hiraraka amin'ny lohany.

Vakio ny toko manontolo Joba 2

Jereo Joba 2:12 amin'ny teny manodidina.