Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Joba 2:10 Malagasy Bible (MG1865)

Fa hoy izy taminy: Tahaka ny tenin'ny anankiray amin'ny vehivavy adala ny teninao. Moa ny soa ihany va no horaisintsika avy amin'Andriamanitra, fa tsy ny ratsy koa? Tamin'izany rehetra izany dia tsy nanota tamin'ny molony Joba.

Vakio ny toko manontolo Joba 2

Jereo Joba 2:10 amin'ny teny manodidina.