Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Joba 1:8 Malagasy Bible (MG1865)

Dia hoy Jehovah tamin'i Satana: Efa nandinika an'i Joba mpanompoko va ianao? Fa tsy misy tahaka azy eny ambonin'ny tany, fa olona marina sy mahitsy izy sady matahotra an'Andriamanitra ka mifady ny ratsy.

Vakio ny toko manontolo Joba 1

Jereo Joba 1:8 amin'ny teny manodidina.