Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Joba 1:19 Malagasy Bible (MG1865)

ary, indro, nisy rivotra mahery avy tany an-efitra ka namely ny zoron-trano efatra, dia nianjera tamin'ny zatovo ny trano, ka maty izy rehetra, ary izaho dia izaho irery ihany no afa-nandositra hilaza aminao.

Vakio ny toko manontolo Joba 1

Jereo Joba 1:19 amin'ny teny manodidina.