Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Joba 1:1 Malagasy Bible (MG1865)

Nisy lehilahy tany amin'ny tany Oza Joba no anarany; ary marina sy mahitsy izany lehilahy izany sady natahotra an'Andriamanitra ka nifady ny ratsy.

Vakio ny toko manontolo Joba 1

Jereo Joba 1:1 amin'ny teny manodidina.