Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Jeremia 9:11 Malagasy Bible (MG1865)

Iza no olon-kendry mba hahafantatra izao, sady efa nitenenan'ny vavan'i Jehovah mba hanambara izao? Fa nahoana no noravana ny tany sady may ho toy ny efitra, ka tsy misy mandeha mamaky eo aminy?

Vakio ny toko manontolo Jeremia 9

Jereo Jeremia 9:11 amin'ny teny manodidina.