Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Jeremia 8:6 Malagasy Bible (MG1865)

Nihaino Aho, ka nandre, fa manao teny tsy marina izy: Ary tsy misy manenina ny amin'ny haratsiany hoe: Endrey izany nataoko izany! Izy rehetra dia samy mivily mankamin'ny alehany avy tahaka ny soavaly miriotra ho amin'ny ady.

Vakio ny toko manontolo Jeremia 8

Jereo Jeremia 8:6 amin'ny teny manodidina.