Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Jeremia 8:22 Malagasy Bible (MG1865)

Moa tsy misy balsama va any Gileada? Moa tsy misy dokotera va any? Koa nahoana no tsy tanteraka ny fanasitranana ny oloko zanakavavy? Enga anie ka ho rano ny lohako, ary ho loharanon-dranomaso ny masoko, mba hitomaniako andro aman'alina noho ny voavono amin'ny oloko zanakavavy!

Vakio ny toko manontolo Jeremia 8

Jereo Jeremia 8:22 amin'ny teny manodidina.