Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Jeremia 8:16 Malagasy Bible (MG1865)

Ny fiefonefon'ny soavaly dia re hatrany Dana: Mihorohoro ny tany rehetra noho ny fanenon'ny soavaly matanjaka; Fa avy izy ka mandany ny tany mbamin'ny izay rehetra ao aminy, dia ny tanàna sy izay monina ao.

Vakio ny toko manontolo Jeremia 8

Jereo Jeremia 8:16 amin'ny teny manodidina.