Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Jeremia 7:34 Malagasy Bible (MG1865)

Dia hatsahatro any an-tanànan'ny Joda sy eny an-dalamben'i Jerosalema ny feo mifaly sy ny feo miravoravo, dia ny feon'ny mpampakatra sy ny feon'ny ampakarina; Fa ho lao ny tany.

Vakio ny toko manontolo Jeremia 7

Jereo Jeremia 7:34 amin'ny teny manodidina.