Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Jeremia 7:25 Malagasy Bible (MG1865)

Hatramin'ny andro nivoahan'ny razanareo avy tany amin'ny tany Egypta ka ambaraka androany dia nirahiko ho any aminareo ihany ny mpaminany mpanompoko rehetra, eny, nifoha maraina koa isan'andro Aho ka naniraka azy mandrakariva.

Vakio ny toko manontolo Jeremia 7

Jereo Jeremia 7:25 amin'ny teny manodidina.