Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Jeremia 6:20 Malagasy Bible (MG1865)

Nahoana no itondrana ditin-kazo mani-pofona avy any Sheba Aho sy veromanitra avy any amin'ny tany lavitra? Tsy sitrako ny fanatitra doranareo, ary tsy mamiko ny zavatra vonoinareo hatao fanatitra.

Vakio ny toko manontolo Jeremia 6

Jereo Jeremia 6:20 amin'ny teny manodidina.