Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Jeremia 52:3 Malagasy Bible (MG1865)

Fa ny fahatezeran'i Jehovah no nahatongavan'izany tamin'i Jerosalema sy ny Joda ambara-pandroakany azy tsy ho eo anatrehany. Ary Zedekia niodina tamin'ny mpanjakan'i Babylona.

Vakio ny toko manontolo Jeremia 52

Jereo Jeremia 52:3 amin'ny teny manodidina.