Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Jeremia 52:22 Malagasy Bible (MG1865)

Ary nisy kapitaly varahina teo aminy; dimy hakiho no hahavon'ny kapitaly anankiray, ka nisy harato sy ampongabendanitra manodidina ny kapitaly, samy varahina avokoa izy. Ny andry faharoa koa sy ny ampongabendanitra dia mba tahaka izany ihany koa.

Vakio ny toko manontolo Jeremia 52

Jereo Jeremia 52:22 amin'ny teny manodidina.