Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Jeremia 52:17 Malagasy Bible (MG1865)

Ary ireo andry varahina teo amin'ny tranon'i Jehovah sy ny fitoeran-tavin-drano sy ny tavin-drano varahina lehibe, izay teo amin'ny tranon'i Jehovah, dia novakivakin'ny Kaldeana, ka nentiny ho any Babylona ny varahina rehetra.

Vakio ny toko manontolo Jeremia 52

Jereo Jeremia 52:17 amin'ny teny manodidina.