Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Jeremia 51:6 Malagasy Bible (MG1865)

Mandosira hiala an'i Babylona ianareo, ary samia mamonjy ny ainareo avy; Aoka tsy ho voaringana noho ny fahotany ianareo; Fa izao no andro famalian'i Jehovah, Izy no hamaly azy.

Vakio ny toko manontolo Jeremia 51

Jereo Jeremia 51:6 amin'ny teny manodidina.