Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Jeremia 51:55 Malagasy Bible (MG1865)

Fa Jehovah no mandrava an'i Babylona sy mampitsahatra ny fihorakorahana eo aminy, ary hirohondrohona toy ny rano be ny onjany, eny, re tokoa ny feon'ny firohondrohony.

Vakio ny toko manontolo Jeremia 51

Jereo Jeremia 51:55 amin'ny teny manodidina.