Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Jeremia 51:53 Malagasy Bible (MG1865)

Na dia miakatra any an-danitra aza Babylona, ary na dia ataony mafy aza ny fitoerana avo izay heriny, dia avy amiko no hihavian'ny mpandringana azy, hoy Jehovah;

Vakio ny toko manontolo Jeremia 51

Jereo Jeremia 51:53 amin'ny teny manodidina.