Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Jeremia 50:45 Malagasy Bible (MG1865)

Koa henoy ny saina avy amin'i Jehovah, izay nosaininy hamelezana an'i Babylona, sy ny heviny izay noheveriny hamelezana ny tanin'ny Kaldeana: Hoviraviraina tokoa ireny, dia ny kely indrindra amin'ny ondry; Ho gaga azy tokoa ny saha fiandrasana azy.

Vakio ny toko manontolo Jeremia 50

Jereo Jeremia 50:45 amin'ny teny manodidina.