Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Jeremia 50:34 Malagasy Bible (MG1865)

Mahery ny Mpanavotra azy, Jehovah, Tompon'ny maro, no anarany; Handahatra ny adiny tokoa Izy, mba hampiadana ny tany sy hampangovitra ny mponina any Babylona kosa.

Vakio ny toko manontolo Jeremia 50

Jereo Jeremia 50:34 amin'ny teny manodidina.