Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Jeremia 50:20 Malagasy Bible (MG1865)

Amin'izany andro izany sy amin'izany fotoana izany, hoy Jehovah, dia hotadiavina izay heloky ny Isiraely, fa tsy hisy; Ary izay fahotan'ny Joda, fa tsy ho hita; Satria havelako ny helok'izay sisa narovako.

Vakio ny toko manontolo Jeremia 50

Jereo Jeremia 50:20 amin'ny teny manodidina.