Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Jeremia 5:5 Malagasy Bible (MG1865)

Handeha ho any amin'ny lehibe aho lahy ka hiteny aminy, fa ireny dia mahalala ny lalan'i Jehovah sy ny fitsipik'Andriamaniny; Kanjo ireny koa aza dia samy efa nanapaka zioga sy nanito fatorana.

Vakio ny toko manontolo Jeremia 5

Jereo Jeremia 5:5 amin'ny teny manodidina.