Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Jeremia 5:3 Malagasy Bible (MG1865)

Jehovah ô, tsy mijery ny toe-panahy mahatoky va ny masonao? Namely azy Hianao, nefa tsy nahatsiaro naharary izy; Nandany azy Hianao, nefa tsy nety nino anatra izy; Nohamafisiny mihoatra noho ny harambato ny tarehiny, tsy nety niverina izy.

Vakio ny toko manontolo Jeremia 5

Jereo Jeremia 5:3 amin'ny teny manodidina.