Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Jeremia 5:22 Malagasy Bible (MG1865)

Izaho va tsy atahoranareo? hoy Jehovah; Tsy mangovitra va ianareo eo anatrehako, izay nanao ny fasika ho fefin'ny ranomasina, dia fetra mandrakizay tsy azony hihoarana? Ka na dia mitopatopa aza ny onjany, dia tsy mahavaky azy, ary na dia mirohondrohona aza, dia tsy mahahoatra azy.

Vakio ny toko manontolo Jeremia 5

Jereo Jeremia 5:22 amin'ny teny manodidina.