Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Jeremia 49:12 Malagasy Bible (MG1865)

Fa izao no lazain'i Jehovah: Indro, fa na dia izay tsy tokony hisotro amin'ny kapoaka aza dia hisotro tokoa, ka moa ho afa-potsiny va ianao? Tsy ho afa-potsiny ianao, fa tsy maintsy hisotro tokoa.

Vakio ny toko manontolo Jeremia 49

Jereo Jeremia 49:12 amin'ny teny manodidina.