Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Jeremia 48:35 Malagasy Bible (MG1865)

Ary hatsahatro ao Moaba koa Izay miakatra hanatitra amin'ny fitoerana avo sy izay mandoro ditin-kazo manitra ho an'ny andriamaniny, hoy Jehovah.

Vakio ny toko manontolo Jeremia 48

Jereo Jeremia 48:35 amin'ny teny manodidina.