Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Jeremia 48:32 Malagasy Bible (MG1865)

Mihoatra noho ny fitomanian'i Jazera no hitomaniako anao, ry voalobok'i Sibma, tafita ny ranomasina ny rantsanao ary tonga hatrany amin'ny ranomasin'i Jazera; Ny mpandripaka dia tonga handripaka ny voankazonao masaka fahavaratra sy ny voalobokao.

Vakio ny toko manontolo Jeremia 48

Jereo Jeremia 48:32 amin'ny teny manodidina.