Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Jeremia 48:27 Malagasy Bible (MG1865)

Fa tsy efa nataonao ho fihomehezana va ny Isiraely? Moa hita fa naman'ny mpangalatra va izy, no dia mihifikifika ianao isaky ny milaza azy?

Vakio ny toko manontolo Jeremia 48

Jereo Jeremia 48:27 amin'ny teny manodidina.