Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Jeremia 48:19 Malagasy Bible (MG1865)

Ry mponina any Aroera, mijanòna eny an-dalambe, ka mitazàna, ary izay mandositra, na lehilahy na vehivavy, dia anontanio hoe: Nozoin'inona ianareo?

Vakio ny toko manontolo Jeremia 48

Jereo Jeremia 48:19 amin'ny teny manodidina.