Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Jeremia 48:1 Malagasy Bible (MG1865)

Ny amin'i Moaba. Izao no lazain'i Jehovah, Tompon'ny maro, Andriamanitry ny Isiraely: Nidiran-doza Nebo, fa rava! Mangaihay Kiriataima, fa afaka; Mangaihay Misgaba sady raiki-tahotra.

Vakio ny toko manontolo Jeremia 48

Jereo Jeremia 48:1 amin'ny teny manodidina.