Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Jeremia 46:9 Malagasy Bible (MG1865)

Miakara, ianareo soavaly, ary miriota toy ny adala, ianareo kalesy; Ary aoka hivoaka ny lehilahy mahery, dia ny Etiopiana sy ny Libyana, izay mitana ampinga, ary ny Lydiana, izay mitana sy manenjana tsipìka.

Vakio ny toko manontolo Jeremia 46

Jereo Jeremia 46:9 amin'ny teny manodidina.