Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Jeremia 46:25 Malagasy Bible (MG1865)

Ary hoy Jehovah, Tompon'ny maro, Andriamanitry ny Isiraely; Indro, hovaliako Amona avy any Nô Ary Farao sy Egypta mbamin'ny andriamaniny sy ny mpanjakany, dia Farao sy izay rehetra matoky azy;

Vakio ny toko manontolo Jeremia 46

Jereo Jeremia 46:25 amin'ny teny manodidina.