Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Jeremia 46:16 Malagasy Bible (MG1865)

Efa nahatafintohina ny maro Izy, ka lavo mifanindry ireo; Dia hoy ireo: Mitsangàna, ka andeha isika hiverina ho any amin'ny firenentsika sy ho any amin'ny tany nahaterahantsika ho afaka amin'ny sabatra mandoza,

Vakio ny toko manontolo Jeremia 46

Jereo Jeremia 46:16 amin'ny teny manodidina.