Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Jeremia 44:9 Malagasy Bible (MG1865)

Moa hadinonareo va ny ratsy nataon'ny razanareo sy ny mpanjakan'ny Joda sy ny vadiny ary ny tenanareo sy ny vadinareo, dia izay nataony tany amin'ny tanin'ny Joda sy teny amin'ny lalamben'i Jerosalema?

Vakio ny toko manontolo Jeremia 44

Jereo Jeremia 44:9 amin'ny teny manodidina.