Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Jeremia 44:7 Malagasy Bible (MG1865)

Koa izao no lazain'i Jehovah, Andriamanitry ny maro, dia Andriamanitry ny Isiraely: Ahoana no anaovanareo izao ratsy lehibe singotry ny ainareo izao, haharingana ny lehilahy sy ny vehivavy, ny ankizy madinika sy ny zaza minono ao amin'ny Joda tsy hahamisy miangana anareo,

Vakio ny toko manontolo Jeremia 44

Jereo Jeremia 44:7 amin'ny teny manodidina.