Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Jeremia 44:22 Malagasy Bible (MG1865)

Ka dia tsy nahalefitra intsony Jehovah noho ny faharatsian'ny nataonareo sy noho ny fahavetavetana izay nataonareo; koa izany no nanaovana ny taninareo ho lao sy ho figagana ary ho fanozonana, ka tsy misy mponina, tahaka ny amin'izao anio izao.

Vakio ny toko manontolo Jeremia 44

Jereo Jeremia 44:22 amin'ny teny manodidina.