Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Jeremia 44:2 Malagasy Bible (MG1865)

Izao no lazain'i Jehovah, Tompon'ny maro, Andriamanitry ny Isiraely: Hianareo efa nahita ny loza rehetra izay nataoko nihatra tamin'i Jerosalema sy ny tanànan'ny Joda rehetra; ary, indro, efa tany lao ireo ankehitriny, ka tsy misy olona monina intsony ao aminy,

Vakio ny toko manontolo Jeremia 44

Jereo Jeremia 44:2 amin'ny teny manodidina.