Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Jeremia 44:19 Malagasy Bible (MG1865)

Ary raha nandoro ditin-kazo manitra ho an'ny mpanjakavavin'ny lanitra izahay sy nanidina fanatitra aidina ho azy, moa tsy fantatry ny vadinay va ny nanaovanay mofo hasiana ny sariny sy ny nanidinanay fanatitra aidina ho azy?

Vakio ny toko manontolo Jeremia 44

Jereo Jeremia 44:19 amin'ny teny manodidina.