Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Jeremia 44:15 Malagasy Bible (MG1865)

Ary ny lehilahy rehetra, izay nahalala fa ny vadiny efa nandoro ditin-kazo manitra ho an'andriamani-kafa, sy ny vehivavy rehetra izay nitsangana teo, dia vahoaka be dia be, ary ny olona rehetra izay nonina tany amin'ny tany Egypta, tao Patrosa, dia namaly an'i Jeremia hoe:

Vakio ny toko manontolo Jeremia 44

Jereo Jeremia 44:15 amin'ny teny manodidina.