Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Jeremia 44:13 Malagasy Bible (MG1865)

Fa hovaliako izay monina any amin'ny tany Egypta, toy ny namaliako an'i Jerosalema, dia amin'ny sabatra sy ny mosary ary ny areti-mandringana.

Vakio ny toko manontolo Jeremia 44

Jereo Jeremia 44:13 amin'ny teny manodidina.