Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Jeremia 43:5 Malagasy Bible (MG1865)

Fa Johanana, zanak'i Karea, sy ny mpifehy ny miaramila rehetra dia nitondra ny sisa rehetra tamin'ny Joda, izay niverina avy tany amin'ny firenena rehetra nandroahana azy honina ao amin'ny tanin'ny Joda,

Vakio ny toko manontolo Jeremia 43

Jereo Jeremia 43:5 amin'ny teny manodidina.