Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Jeremia 43:2 Malagasy Bible (MG1865)

dia niteny Azaria, zanak'i Hosaia, sy Johanana, zanak'i Karea, mbamin'ny olona mpirehareha rehetra ka niteny tamin'i Jeremia hoe: Mandainga ianao; fa tsy naniraka anao Jehovah Andriamanitsika hilaza hoe: Aza mandeha hivahiny any Egypta;

Vakio ny toko manontolo Jeremia 43

Jereo Jeremia 43:2 amin'ny teny manodidina.