Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Jeremia 42:6 Malagasy Bible (MG1865)

Na ho soa, na ho ratsy, dia hohenoinay ny feon'i Jehovah Andriamanitray, izay nanirahanay anao, mba hahasoa anay, raha mihaino ny feon'i Jehovah Andriamanitray izahay.

Vakio ny toko manontolo Jeremia 42

Jereo Jeremia 42:6 amin'ny teny manodidina.