Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Jeremia 42:5 Malagasy Bible (MG1865)

Dia hoy izy tamin'i Jeremia: Jehovah no aoka ho vavolombelona marina sy mahatoky amintsika, raha tsy manao araka ny teny rehetra izay anirahan'i Jehovah Andriamanitrao anao aminay izahay.

Vakio ny toko manontolo Jeremia 42

Jereo Jeremia 42:5 amin'ny teny manodidina.