Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Jeremia 42:2 Malagasy Bible (MG1865)

ka niteny tamin'i Jeremia mpaminany hoe: Masìna ianao, aoka hoborahina eto anatrehanao ny fifonanay, ary mba ivavaho amin'i Jehovah Andriamanitrao re izahay, dia ireto sisa rehetra ireto (fa vitsy izahay no sisa, na dia maro aza fahiny, dia araka izao hitan'ny masonao izao),

Vakio ny toko manontolo Jeremia 42

Jereo Jeremia 42:2 amin'ny teny manodidina.